Fetim-piangonana

Vaovao fanamboarana sakristy

Ho solon'ny raki-pisaorana amin'ny volana desambra 2008 dia naroso tamin'ny fetim-piangonana ny 04 mai teo ny raki-dehibe. Izany  raki-pisaorana izany dia hiezahana amin'ny fanamboarana ny choeur eny aloha izay efa ratsy dia ratsy tokoa.

Ny vokatra azo tamin'izany raki-dehibe izany dia : 19.786.075 Ariary na 95.596.575 Fmg.
 
Nisy ny fandraisan'ireo havana avy any dilambato anjara taorian'ny fanentanana izay natao ka 485 Euros no vola voavory tany. Natolotry ny solontenany izay tonga tety antoerana nanatrika ny fetim-piangonana izany vola izany ny 04 mai 2008 lasa teo

Cliquez ici pour voir l'album de Diaspora Mahamasina




don de la diaspora  déposé en mains propres par la famille Tantely MIALINJATO représentant les "zana-pielezana" lors
de son voyage à Madagascar le 4 mai 2008

En guise de remerciement, la grande quête annuelle de décembre 2008 a été avancée au 4 mai dernier. Celle-ci aurait donc servi à rénover le chœur de l'église qui se trouvait dans un état délabré.

Cette quête a permis de collecter : 19.786.075 Ariary  ou  95.596.575 Fmg

Après une sensibilisation récente de la diaspora, les membres ont pu réunir quatre cent  quatre vingt cinq euros (485 euros). Un de leur représentant en séjour dans le pays   assistait à la fête paroissiale du 4 mai et avait remis en main propre leur participation financière.