Lettre de remerciement

Zanaka am-pielezana - Diaspora

 EKAR

 Masindahy Josefa
Mahamasina

 101 Antananarivo

 ---------------------------
« Ianareo no fanasin’ny tany…Ianareo no fahazavan’izao tontolo izao » (Mt5,15.14)

 Antony : Taratasy fisaorana

 Ry havana rehetra any am-pita,

Ny Pretra, ny Birao, ny komitim-piangonana ary ny Krisitanina rehetra eto amin'ny Paroasy Md Josefa Mahamasina dia miarahaba anareo rehetra tratry izao fetin'ny Fahaleovantenam-pirenena izao

Tsy manadino anareo rehetra izahay ary tena miombom-po sy saina tanteraka aminareo tokoa. Faly sy mankasitra izahay tamin'ny " Hetsika - Karaoke " izay nataonareo taty (Paris France) ny Asabotsy 2 Jona lasa teo.

Be ny vitanareo, vokatry ny fitiavanareo, fisaorana be dia be no ataolotray anareo tsirairay avy

Andriamanitra manan-karem-pahasoavana anie hamaly zato heny ny anjara biriky vitanareo : " Izay manolotra an-kafaliana no sitrak'Andriamanitra 

 Samia ho tahian'Andriamanitra isika rehetra

 
P.Curé  sy ny Biraom-piangonana

 

 

Ce site web a été créé gratuitement avec Ma-page.fr. Tu veux aussi ton propre site web ?
S'inscrire gratuitement