video
Zanahary be fitiavana Jereo ny ranon'orana
tsy mba manavakavaka mirotsaka amin'ny tany izy io
ny olo-jiaby rô jereny ê ho an'ny olona rehetra
Misaotra anao zanahary ô miandrandra anao 'reto zanakao
mankalaza anao 'zahay ê, manantena anao
lehibe ny fitiavanao anay tsy mba manana ahiahy